| Entry (1/3) | 1 adabo |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 amponga
[Taifasy, Taimoro, Taisaka]
[1.78] |
| Vocabulary | 4 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Entry (2/3) | 6 adabo |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan' ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin' izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: mielo ravin' adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny (Ficus cocculifolia)
[1.1] |
| Explanations in English |
9 A tree. There are two kinds: the adabolahy and the adabovavy; the fruit of both may be eaten in small quantities; that of the former is best, though smallest in size. If eaten to excess, the fruit is said to cause a vomiting of blood. The wood of the adabo being light is used in making canoes. Ficus sp.
[1.2] 10 a large tree [Sakalava] [1.2] 11 a large tree of the fig family (south and west) [1.7] |
| Explanations in French |
12 Nom de plusieurs espèces de figuiers et de leurs fruits
[1.3] 13 espèce de figuier (sud et ouest) [1.8] 14 Ficus cocculifolia Baker (Moraceae). Fruits comestibles. Écorce fournissant une fibre pour cordes et textiles grossiers : latex réputé médicinal. [Sakalava] [1.196] |
| Examples |
15 ary dia nananika nitoetra eo am-body ny adabo n' omby izy mirahalahy
[2.48]
16 Ary ao ambaniatsimon'ny toby, misy adabo maniry maro maro hiany, an-dohasaha. [2.59] |
| Vocabulary | 17 Botany: medicinal plants |
| Hyponyms |
|
| All compound words | 19 20 combinations of that word |
| Scientific name |
|
| Proverbs | 21 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 22 Adabo |
| Elementary words | 23 adabo |
| Part of speech | 24 name (toponym) [Full list] |
| Vocabulary | 25 Geography: towns |
| Anagrams | 26 abado, 27 aboda, Adabo, adabo, 28 badao, 29 boada |
| Updated on 2025/12/13 |
|