Entry valiha tory tenany (valiha, tory, tena)
Part of speech expression
Malagasy definition ny tenany ihany no torina hanjary tadiny, ka irony volo mifanalavitra ny tonony no ampiasaina amin' izany (40-70 santimetatra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31