Entry filiotra
Part of speech noun
Malagasy definition Sodina vahiny vita amin' ny karazana fantsona kely nasiana loadoaka enina amin' ny vatany [Rajemisa 1985]
English translation a flute [Richardson 1885]
Vocabulary 
Origin English: flute.

Updated on 2020/07/31