Entry raloba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana korintsana vita amin' ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azy) [1.1]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, doka, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo
Illustrations 

Entry raloba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany
Mitovy hevitra: baheza ~ sasy [1.1]

Entry raloba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Dihin'ny ntaolo [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/03/19