Entry atranatrana (atrana)
Part of speech noun
French translation duplicatif [Abinal 1888]

Entry atranatrana
Part of speech noun
Malagasy definition Tapa-kazo maromaro velezina rehefa apetraka eo ambony ranjo; any amin' ny Bara no mbola mampiasa azy io, ary zavamaneno natokana ho an' ny vehivavy ny atranatrana. (Araka ny lovantsofina, dia miatranatrana erį»³ izay vehivavy voatendry hampiasa azy io mandritra ny lanonana) [Rajemisa 1985]
 karazana zavamaneno velezina misy ny feo rehetra [SLP 1986]
French translation xylophone [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31