| Entry | 1 trotrobe |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavamaneno tsotra dia tsotra, karazan' amponga, saingy tsy mba misy hoditra fa koveta na lovia lehibe no ahohoka, asiana lamba eo amboniny ary ny felatanana roa no mively azy; ny faritany avaratra no mampiasa azy [1.1] |
| Vocabulary | 4 Music: instruments |
| Hyperonym |
|
| Co-hyponyms |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|