Entry antsiva
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] anjombona atao amin'ny akorandriaka [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] anjombona na anjomara fanairana na filazana [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Tanosy] Anjombona [Rakotosaona 1972]
   Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [Rajemisa 1985]
English definition   a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [Richardson 1885]
   a bugle made from a conch shell [Hallanger 1973]
French definition   cor d'appel fait d'une conque marine [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Analogy   anjomara ~ anjombona ~ bingona

Entry antsiva
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] anjomaso [Rakotosaona 1972]

2010/05/06