Entry adabovavy (adabo, vavy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan' adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon' ny olona fanome ny omby afahy (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum) [Rajemisa 1985]
French definition   C’est l’Adabobe [Abinal 1888]
Vocabulary  
Scientific name   Ficus cocculifolia sakalavarum
Analogy   adabo ~ adabobe ~ adabonolona ~ adabonomby ~ adabolahy

Updated on 2015/03/10