Entry -doka
Part of speech morphological form of loka

Entry doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1]
Explanations in English Praise, flattery [1.7]
Explanations in French Flatterie [1.8, 1.5]
 Adulation [1.8]
 Vanterie [1.5]
Examples 
1Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69]
2Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643]
Morphology 
Simple : doka, dokan', dokan-, dokam-
Derivatives 
 
Compound words 
Analogs  dokam-barotra ~ mitady doka ~ tia doka
Proverbs 

Entry doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1]
Vocabulary 
Hypernym zavamaneno
Co-hyponyms adabo, ambio, ambioka, amponga, ampongabe, ampongantaolo, ampongavilany, anakidory, angaroa, angorodao, angorodaovava, anjomara, anjombona, antsiva, antsodiny, antsoly, armonia, atranatra, atranatrana, bakora, barakoma, belahara, belela, bengilahy, bezoma, bingona, bingy, dedeboka, detra, diapazona, dombolo, doribe, dory, dretra, farara, fararantsaonjo, faray, fikasihandokanga, filiotra, garadoboky, gitara, gorodo, harpa, hatrotrobe, hazolahy, jazy, jejelava, jejevoatavo, jejilava, jejy, jejyvoatavo, jenjy, jinjilava, jy, kabaosa, kabaosy, kabiro, kabiry, kabosa, kabosy, kahamba, kahiamba, kiatsody, kidedra, kilakila, kilangay, kilarinety, kilerao, kiloloka, kipantsona, kitrivo, korintsana, kotra, kovabe, lakolosy, langoroana, langoroany, langorony, lokanga, lokangahisatra, lokangambazaha, lokangavava, lokangavoatavo, makasa, manandria, manandrialahy, manandriavavy, maromaso, marovany, morarava, nlapa, nlapabe, organa, piano, pirango, piripity, pisto, pitikilangy, pitsofaoro, raloba, rimorimo, rondro, sarinety, silingary, silongary, sobaba, sodina, takoritsoka, tambovo, taralila, tary, trompetra, trotrobe, tsikadraha, tsirivo, tsotsoka, valiha, valihajihyvy, valihamarovany, valihatoryfolo, valihatorytenany, valihatsimihety, valihavata, valihavero, zezo

Entry doka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] Irery, tsy manao inona [1.78]
Other spellings 

Entry doka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1]
Derivatives 
 

Entry doka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Sorte de bambou. [1.19]

Anagrams 

Updated on 2023/03/19