Entry doko
Part of speech   noun
Malagasy definition   Sanga na volo atao mibokoboko eo aloha na eo aoriana an-katoka
¶ Nofo na mokon-doha hita amin' ny vavan' ny vorona indraindray na amin' ny oron' ny olona sasany [Rajemisa 1985]
   ny maha-izy azy [SLP: Voambolana]
French definition   identité [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Compound words, titles, names  

Entry doko
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taimoro] irery, tsy manao inona [Rakotosaona 1972]
Synonyms   doka

Entry doko
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Derivations  

Entry Doko
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   Demoka [3.1]
Vocabulary  
Quotes  

2009/09/09