Entry vero
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan' ahitra lava, ny raviny mahitsy maranidoha (Andropogon hirtus, L). Misy karazany vitsivitsy ny vero: verobe, verofehana, veromanitra, verontsanjy [Rajemisa 1985]
English translation a kind of tall grass [Hallanger 1973]
French translation espèce d'herbe haute [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Scientific name Andropogon hirtus
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Hony ray tsikizaka amam-bero
sy ray vero aman'ampanga
teto ve Andrianisazena?
[Fox: Hainteny, number 436]
2Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana,. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
Quotes 

Updated on 2020/07/31