Entry vata
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaka vita amin' ny hazo na vy, atao fainetrahana fitafiana na zavatra hafa ao anatiny: Avalona ao anaty vota ny lamba madio
¶ Fotoben' ny famarana taloha izay natao koa hoe fahenim-bary, mitovy amin' ny 20 litatra na 2 dekalitatra ankehitriny; ny tapa-bata izany dia 10 litatra no fatrany [Rajemisa 1985]
English definition a box; a trunk or suitcase; a rice-measure [Hallanger 1973]
French definition caisse; malle, mallette; mesure de capacité [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Vata roa mitsontsorika ny orony; [Dahle: Angano, page 253]
2Ataingina eo ambony talantalana io vata io. [FOFAFIPE: Rosovola, page 49]
3Alaivo ao anaty vata ao raha hijery ianareo. [FOFAFIPE: Tongavola, page 43]
4Sao dia amin' iroa vata anankiroa roa angaha. [Rapatsalahy: Kintana, page 109]
Quotes 

2019/08/17