| Entry (1/2) | 1 vazaha |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Ireo olona avy any Eoraopa:
4 Tamin' ny taona 1.500, hono, no nahitan' ny Vazaha voalohany an' i Madagasikara 5 Hevitra itarina : Rehefa mety ho vahiny avy any ampitan-dranomasina na avy an-tany hafa. [1.1] |
| Explanations in English |
6 a foreigner, esp. a European
[1.7] |
| Explanations in French |
7 nom générique des nations étrangères, surtout de la race blanche
[1.3#820] 8 étranger, surtout européen [1.8] 9 Nom générique des étrangers, surtout des Blancs, Européens, spécialement Français [1.5#327] |
| Examples |
10 Hitanareo ireo vazaha, Sinoa, Karana
[2.332#46]
11 Mahatsiaro ny baikom-bazaha ny zokinjokiny [2.445#81] 12 Manao tokantrano imaso amim-bazaha i Bola [2.471#67] 13 Tamin' ny fahadimy amby roapolo andro dia tonga ny vazahanay niaraka tamin' ny mpandika teny malagasy iray [2.643#37] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 19 111 combinations of this word |
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 21 vazaha |
| Elementary words | 22 vazaha |
| Part of speech | 23 noun |
| Explanations in French |
24 (sens général : étranger ; mais il a probablement une autre origine car cette plante est bien autochtone). Aristea kitchingii Baker (Iridaceae).
25 Nom et identité dans le Compendium de Baron, dans Malzac, etc. 26 Ce dernier auteur écrit : « herbe dont on fait des corbeilles ; et dont les racines sont un vésicant ». [Merina] [1.196] |
| Vocabulary | 27 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 28 havazà, 29 hazava, hazavà, 30 vazaha |
| Updated on 2025/11/13 |
|