Entry ritsoka
Part of speech noun
Malagasy definition Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha
¶ Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

Updated on 2020/07/31