|
|
|
|

Entry (1/2)1  tantsaha
Root  2  saha
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  a countryman, a farmer [1.7]
Explanations in French  5  paysan [1.8]
Examples  6  Olom-boaozona ve isika tantsaha itony e. [2.470]
7  fa hianareo tantsaha no sakaiza ny Manisotra. [2.48]
8  Ny fivoaran’ny tantsaha dia miadana mandrakariva. [4.27]
Vocabulary  9  Economy: (in general)

Entry (2/2)10  Tantsaha
Elementary words  11  tantsaha
Part of speech  12  name (book title) [Full list]
Author  13  Rakotonandrasana Louis de Gonzague
Publishings  14  Edition Tsipika. 2000.
Illustrations 
Excerpts  Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin'ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. Nony ela ny ela ka mamerimberina ny fivavahana toy izany, mandritra ny fotoana maharitra, ity Komoriana noraisiny tamin' izay ilay lovia bakoly misoratsoratra (sorabe) ary nosasany tamin' ny ranon-javatra iray tsy lavitra azy teo; Tsy te hiseho ho bado velona loatra izy, na dia nanitikitika azy aza ny eritreriny.
8215 
16016 
16717 

Anagrams  18 Tantsaha, tantsaha

Updated on 2025/10/09