Entry | 1 baheza |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] hira fanao amin'ny fiandrasam-paty [Sihanaka]
4 [1.1, 2.472] Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty |
Explanations in English |
5 [1.2] a song sung by men when attending the dead. (Prov.) |
Examples |
6 [2.472] Izay aho vao nahaheno baheza
|
Vocabulary | 7 Music: (in general) |
Other spellings | 8 bahaiza |
Analogs | 9 raloba, sasy |
Anagrams | 10 baheza, 11 bazeha, 12 Behaza, 13 zahabe, 14 Zebaha, 15 Zehaba |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |