Entry manatra (kotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandany tsiro ny tany; mandevona, manimba [Rajemisa 1985]
Morphology  
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakotrà

Entry manakotra (takotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manarona amin' ny takotra [Rajemisa 1985]
   [Tambahoaka] manarona [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] manampina [Rakotosaona 1972]
Morphology  
manakotra
nanakotra
hanakotra
manakofa

Updated on 2010/05/14