| Entry (1/5) | 1 lava- |
| Part of speech | 2 morphological form of lavaka |
| Entry (2/5) | 3 lava |
| Part of speech | 4 adjective |
| Explanations in Malagasy |
5 Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany
6 Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ [1.1] |
| Explanations in English |
7 long, tall; without interruption
[1.2] 8 long (of time and space) [1.7] |
| Explanations in French |
9 long (se dit du temps et de l'espace)
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 23 Time 24 Space |
| Antonyms | 25 fohy |
| Analogs | 26 Avo dia, 27 avo ranjanana, 28 ezoezo, 29 fezafeza, 30 fizofizo, 31 jakojako, 32 jango, 33 jaobe, 34 joaka (joroaka), 35 lava dingana, 36 lava fe, 37 lava mitaikotaiko, 38 lava ranjanana, 39 lava sirana, 40 lavatsindakana, 41 lavatsipaikona, 42 mandrindrina, 43 marezoka, 44 milangalanga, 45 mirijarija, 46 mitezotezo, 47 mitsororika, 48 mitsororoaka, 49 mivahan-tsindrano, 50 pakapaka, 51 ranga, 52 rapeto, 53 tsy miery an-tsena, 54 tsy mindran-tohatra |
| Combinations | 55 126 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lava |
| Proverbs | 56 Proverbs containing that word |
| Entry (3/5) | 57 lava |
| Part of speech | 58 noun |
| Explanations in Malagasy |
59 Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany
[1.1] |
| Morphology |
|
| Combinations | 62 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lava |
| Entry (4/5) | 63
lava
![]() |
| Part of speech | 64 noun |
| Explanations in Malagasy |
65 vato miempo avoakan' ny volokano
[1.17] |
| Vocabulary | 66 Geology |
| Entry (5/5) | 67
lava
![]() |
| Part of speech | 68 morphological form of laver |
| Examples |
69 Il lava ses habits (Nosasany ny akanjony)
|
| Anagrams | 70 Alva, lava, 71 vala |
| Updated on 2026/04/22 |
|