|
|
|
|

Entry1 vilany
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra fandrahoantsakafo, mety ho vy na tany: Ny vilany tany izay natokana ho fandrahoan-daoka dia natao hoe "nongo". [1.1]
Explanations in English  4 a cooking pot, a kettle or casserole [1.7]
Explanations in French  5 marmite [1.3, 1.8, 1.13]
6 pot, casserole [1.8]
Examples  7 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro; [2.324]
8 "hetsehina kely ny vilany|bilany angalana ny ao am-vilany|bilany ho any ny olona maikia handeha [2.48]
9 Raha mbola tsy maimbo tsilo akory ny vilaninareo, dia hindaosin'ny oram-baratra ireny, na ny lena na ny maina. [2.996]
Morphology 
10 Simple :
11 Prefixed :
All compound words  1225 combinations of this word
Proverbs  13 Proverbs containing that word
Article  14Randzavola: vilany ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15 valiny, 16 vilany, 17 vilina, 18 vinaly, viñaly, 19 vinila

Updated on 2025/11/03