Entry ntaolo
Part of speech noun
Malagasy definition Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo [Rajemisa 1985]
English definition [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. [Richardson 1885]
 the men of old, the ancestors [Hallanger 1973]
French definition les anciens, les ancêtres [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 

2014/05/11