Entry (1/2) | 1 orgàna |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] an organ. see sarinety. |
Explanations in French |
4 [1.3] orgue |
Vocabulary | 5 Music: instruments |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
Entry (2/2) | 128 orgàna |
Part of speech | 129 noun |
Explanations in Malagasy |
130 [1.1] Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin' ny tenan' ny olombelona na ny biby, ary na dia ny zavamaniry ana, izay manatontosa asa iray: Ny vavony no organa misahana ny fandevonan-kanina ~ Ny voany no organa fampitomboana ny zavamaniry |
Examples |
131 [1.381#] Ny mpidoro-dava rehefa afaka ny hamamoany dia misy manofy zava-doza hatrany, ho taratry ny fisafotofotoan' ny organa ao anatiny.
|
Vocabulary | 132 Biology |
Other spellings | 133 organina |
Anagrams | 134 angaro, 135 argôna, 136 aronga, 137 gorana, 138 orgàna, 139 rangao, 140 roanga |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |