Index

Proverbs : ranomaso

Proverb 1Alahelon-dehilahy : mampitombo herim-po; alahelom-behivavy : mampitombo ranomaso. [2.558]

Proverb 2Aza manao ranomaso afefy heloka. [2.165 #1090, 2.653 #490]
Ranomaso afefy heloka. [2.415 #6433]
Ranomaso manentsin-keloka. [2.415 #6433, 1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza olona nanao ratsy ka mitomany ambony ihany na dia mbola tsy voakapoka na voateny akory aza. [1.1]
French translationLarmes versées pour cacher la faute. [2.415 #6433]
Ne versez pas des larmes pour vous soustraire aux conséquences de votre faute (en simulant ainsi l' innocence). [2.165]
French interpretationSe disait de ceux qui se plaignent et qui pleurent pour éviter la punition de leurs fautes, les femmes, les enfants. [2.415 #6433]

Proverb 3Aza manao ranomaso manetsin-keloka. [2.558 #557]

Proverb 4Aza manao ranomaso teren' ny setroka. [2.558 #558]

Proverb 5Dihin' antitra ka ny tana-milantsika an-daniny, ny ranomaso koa an-daniny ihany. [2.558]

Proverb 6Eny, fa ny anay setroka raha mitomany, fa ny anareo ranomaso. [2.558 #73]

Proverb 7Fanambadian-tery setra dia ranomaso mivalana an-tava ihany. [2.165 #1742, 2.415 #1190]
Fanambadian-terisetra ka ranomaso mivalana an-tava ihany. [2.558]
Hany zava-tsy zaka, ny fanambadian-tery setra. [2.415 #1193]
Zava-tsy zaka ny fanambadian-tery setra. [2.165 #1741]
Zava-tsy zaka raha ny fanambadiana an-tery setra. [2.558 #5088]
Zava-tsy zaka raha ny fanambadian-tery setra. [2.415 #1251, 2.653 #3773]
French translationC' est une chose insupportable qu' un mariage forcé. [2.415 #1251]
Il n' y a qu' une chose que je ne peux pas souffrir, c' est un mariage forcé. [2.415 #1193]
Un mariage contracté par force fait couler des larmes sans fin. [2.415 #1190]
Un mariage imposé cause des pleurs sans fin. [2.165]
Un mariage imposé est insupportable. [2.165]

Proverb 8Hiran-dRamomba : ranomaso no farany. [2.558 #89]
Hiran' Ikalamomba, ka ranomaso no farany. [2.415 #1761, 2.653 #1075]
French translationChants d'Ikalamomba la stérile : cela finit toujours par des larmes. [2.415 #1761]
French interpretationLa stérilité était un grand chagrin pour la femme. [2.415 #1761]

Proverb 9Kalon' antitra ka tany no farany. [1.1]
Kalon' antitra ka tany (tomany) no farany. [2.558 #1591]
Toy ny kalon' antitra, ka ranomaso no farany. [2.558 #4293]
Toy ny kalon' antitra, ka tomany no farany. [2.165 #1940]
Toy ny kalon' antitra : tany no farany. [2.415 #1867, 2.653 #3203, 2.974 #232]
Malagasy interpretationIlazana ny hira fanaon' ny antitra mitanisanisa ny fotoan-dasa ka mahatonga azy hanembonembona ary mazàna miafara amin' ny tomany. [1.1]
French translationChanson de vieux : à la fin ce sont des larmes. [2.974 #232]
Chants de vieillards : chants de plainte qui se terminent par des larmes. [2.415 #1867]
Comme le chant des vieux, il finit par des larmes. [2.165 #1940]
French interpretationIls passent le temps à regretter le passé. [2.415 #1867]

Proverb 10Mioza ranomaso sahala amin' ny mpandova tsy hendry. [2.558 #2363]

Proverb 11Na tsy hitahy aza ny maty, ranomaso va tsy hirotsaka ? ary na tsy hino aza ny velona, kabary va tsy hatao ? [2.165 #2007, 2.415 #4779]
Na tsy hitahy aza ny maty, ranomaso ve tsy harotsaka! [2.558]
French translationAlors même que les morts ne vous protégeraient pas, ne faut-il pas pleurer ? alors même que les vivants ne vous croiraient pas, ne faut-il pas parler publiquement ? [2.415 #4779]
Lors même que les morts ne vous béniraient pas n' en faut-il pas moins pleurer? et lors même que les vivants ne croiraient pas à vos paroles, ne faut-il pas moins les proclamer publiquement? [2.165]

Proverb 12Ny ranomaso no ho latsaka, ny ao an-kibo no be alahelo. [2.415 #2649, 2.653 #2397]
French translationSi les larmes vont tomber, c' est que le coeur est plein de chagrin. [2.415]

Proverb 13Ranomaso teren' ny setroka. [2.415]
French translationLarmes feintes sont comme celle que la fumée fait verser. [2.415]

Proverb 14Ranomaso tsy mahatana aina. [2.653 #2758, 2.974 #164]
Ranomaso tsy mahatana aina, ny firariana tsy mahafefy ny loza. [2.558 #3708]
French translationLes larmes ne retiennent pas la vie. [2.974 #164, 2.165]
Les pleurs ne retiennent pas la vie. [2.415]
French interpretationC. à. d. ce n' est pas en pleurant qu' on peut empêcher quelqu' un de mourir. [2.165]

Proverb 15Ravin-tatamo am-parihy : tezitra, ny ranomaso havozona, faly ny ranomaso hantenda. [2.558]

Proverb 16Singam-bolo tsy mahafehy faty. [2.165 #2104, 2.974 #168]
Singam-bolo tsy mahafehy faty, ny ranomaso tsy mahasakana ny nenina. [2.558 #3895]
Singam-bolo tsy mahafehy faty; ranomaso tsy mahatana aina. [2.415 #2920, 2.653 #2898]
French translationUn cheveu ne lie pas un cadavre, des larmes ne retiennent pas la vie. [2.415 #2920]
Un seul cheveu ne peut attacher un corps. [2.165]
Un seul cheveu ne peut attacher un mort. [2.974 #168]
French interpretationC' est une grande affaire que de préparer le corps pour le porter au tombeau. [2.165]

Proverb 17Sinibe feno rano : fitopatopany foana, fa ny ranomaso havozona. [2.558 #3895]
Sinibe feno rano : fitopatopany foana, fa ny ranomaso koa havozona. [2.415 #2747, 2.165]
French translationA quoi sert-il que l' eau s' agite dans la grande cruche pleine, quand les larmes coulent aussi jusqu' au cou? [2.165]
Cruche pleine : c' est en vain que l' eau s' y agite, car les larmes coulent jusqu' au cou. [2.415 #2747]

Proverb 18Tsy ranomaso noteren' ny setroka, fa ny kibo saoky ny nahiny. [2.558 #4787]

Index