Entry | 1 miaraka |
Root | 2 araka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy misaraka: Miaraka foana Rassolo sy Rabe Miray amin' ny: Aza miaraka amin' ny naman-dratsy (fanao matoanteny mpanampy): indray manao, samy mandeha na samy manao zavatra: Niara-nilalao izahay fahiny ~ Miara-komana ry zareo [1.1] |
Explanations in English |
5 to accompany [1.2, 1.7] 6 to go together, to associate [1.2] 7 to go with [1.7] |
Explanations in French |
8 accompagner [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 13 12 combinations of miaraka |
Proverbs | 14 Proverbs containing the word miaraka |
Anagrams | 15 amarika, 16 mariaka, 17 miakara, 18 miaraka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |