| Entry | 1 tomany |
| Root | 2 tany |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany
5 Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1] |
| Explanations in English |
6 to weep, to lament
[1.7] |
| Explanations in French |
7 pleurer
[1.8] [tomañy] 8 pleurer [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Examples |
9 Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy.
[2.470]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 21 antimo, 22 manito, 23 manoty, mañoty, 24 Timona, tomany |
| Updated on 2025/11/27 |
|