Entry kabary
Part of speech noun
Malagasy definition Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay
¶ Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?
¶ Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay
¶ Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?
¶ Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [Rajemisa 1985]
 lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [SLP: Voambolana]
English definition A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [Richardson 1885]
 a palaver, a public discourse [Hallanger 1973]
French definition Discours public [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [Abinal 1888]
 palabre [Hallanger 1974]
French definition discours [SLP: Voambolana]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
kabary
kabariko
kabarinao
kabariny
kabarintsika
kabarinay
kabarinareo
kabarin'
kabarin-
kabarim-
Synonyms volana
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry kabary
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka] anton-dia, sahabo [Rakotosaona 1972]

Entry Kabary
Part of speech name (book or play title)
Malagasy definition jereo Ravalomanana: Kabary
Author 
Tables and plates All the titles

2017/10/19