Entry faly
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Mahatsiaro fiadanam-po sy saina noho ny fahatanteraham-paniriana na fahazoam-pahasoavana ka mampiseho izany etỳ ivelany amin' ny tsikitsiky na hira na dihy
Mitovy hevitra: afa-po ~ andihizam-papelika ny fo ~ diavolana ny fo ~ diavolana ny kibo ~ dibo-kafaliana ~ faly ~ feno haravoana ~ finaritra ~ foladrairay ~ mariaka ~ mintsimintsy ~ mirana ~ ravo ~ sariaka ~ sija ~ somariaka [Rajemisa 1985]
English definition   pleased, rejoiced, glad, delighted. See finaritra, mirana, ravo, sambatra, tretrika [Richardson 1885]
   happy, joyous [Hallanger 1973]
French definition   joyeux, content [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word faly (2): Ankilifaly, Faliarivo

Entry faly
Part of speech   adjective
English definition   [Provincial] for fady [Richardson 1885]
Illustrations  

Entry faly
Part of speech   noun
English definition   [Provincial] for tifitra [Richardson 1885]
Derivations  

Entry Faly
Part of speech   name (book or play title)
Malagasy definition   jereo Rafenomanjato: Faly
Author  
Tables and plates   All the titles

Updated on 2017/10/19