|
|
|
|

Entry1  afa-tsy
Elementary words  2 afaka, 3 tsy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ivelan' ny, ankoatra ny:
6 Tonga daholo ny mpianatra rehetra afa-tsy i Jaona kely [1.1]
Explanations in English  7 except [1.2]
Explanations in French  8 sinon: Milaza inona moa hianao, afa-tsy teny faniratsirana? (Que dites-vous, sinon une injure?) [1.4.fr#764]
9 excepté, si ce n'est [1.5]
10 sinon [1.66.fr#868]
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17