Entry aina
Part of speech noun
Malagasy definition Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony
¶ Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra
¶ Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona [Rajemisa 1985]
English definition life, animal life, strength. [Richardson 1885]
 life; breath [Hallanger 1973]
French definition Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants)
¶ Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé)
¶ Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible)
¶ Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort [Abinal 1888]
 vie; souffle [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
aina
aiko
ainao
ainy
aintsika
ainay
ainareo
ain'
ain-
aim-
ai-
Compound words, titles, names 
Examples Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 153]
Quotes 

Entry a~ina
Part of speech circumfix [Words with a~ina]

Entry AINA
Part of speech noun (acronym) [full list]
 Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa [NewsMada ]
Vocabulary 
Tables and plates acronyms

2019/08/05