|
|
|
|

Entry 1  mirehitra
Root  2 rehitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
5 Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
6 Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1]
Examples  7  Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470#157]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Combinations  12  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07