Entry velona
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Misy aina, tsy maty: Velona daholo ny [...]
¶ Mandeha tsara, afaka mandeha: Efa vel [...]
¶ Maneno, midoboka, mirefodrefotra: Vel [...]
¶ Mirehitra (amin' ny hevitra ara-bakiteny [...]
¶ Mihiratra, voasoritra, manan-kery: Mb [...]
¶ Manomboka: Naka akalana iray avy izah [...]
¶ Izaitsizy, aoka izany, fatratra: Maim [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   living, alive [Hallanger 1973]
French translation   vivant [Hallanger 1974]
Examples   fa raha velona ny aina tsy maintsy mihaona [Fox: Hainteny, number 343]
-- Mbola velona ihany hianao Razay! [Rajohanesa: Kintana]
Velona eo indray ny resaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 45]
Raha velona moa aho, iza no mba hovantaniko? [Andriamalala: Ranomasina, page 19]
tsy anisan' ny velona intsony ny zokiko. [Andraina: Mitaraina, page 252]
Derivations  
Morphology  
-belona
velona
veloma
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word velona (5)
Ambalavelona
  Andranovelona
  Mahavelona
  Sakoambelona
  Vatovelona
 

Entry velona
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Teny atao firarian-tsoa raha misy olona [...] [full text in Rajemisa 1985]

Entry velona
Part of speech   adjective
Malagasy definition   be voninahitra [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/04/07