| Entry | 1 nenina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an' ny tena: Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny
4 Fibebahana amin' ny hadisoana natao 5 Ny nenina tsy mba aloha hananatra fa avy aoriana handatsa. Ny nenina tsy mba roahina eo aloha tahaka ny ondry, fa avy manaraka tahaka ny alika (mazava ho azy [1.1] |
| Explanations in English |
6 regret, bitter reflection, grief, repentance, remorse. Comp. bebaka.
[1.2] 7 regret [1.7] |
| Explanations in French |
8 regret, remords
[1.8] |
| Examples |
9 na tany aho na tsy tany tsy ho kely be nenina moa hianao? [2.131] 10 Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583#4] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 17 Emotions |
| Analogs | 18 enjehin' ny fieritreretana, 19 fay, 20 manaiki-molotra, 21 mandray ny kiho, 22 manongo tena, 23 mibarara, 24 mijery soratr' omby an-tanàna, 25 mitohy fangoka, 26 Mitohy sakay, 27 mitomany tena, 28 mitsapa farahatoka, 29 nahita faisana |
| Combinations | 30 5 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word nenina |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|