Entry latsaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   (zavatra) Mianjera amin' ny tany: Latsaka ny satrony ka niondrika izy haka azy
¶ Mianjera ao anaty lavaka: Latsaka tao anaty fantsakana ny zanaky ry zareo ao atsimo / Aza avelanaoho latsaka ao anatin' ny fakam-panahy izahay
¶ Midina ambany, mitambotsotra: Latsaka ambany ny naotinao tamin' ny fanadinana farany
¶ (olona) Tonga mahia kely noho ny aretina: Latsakaerỳ ianao izany hatramin' ny nahararianao
¶ Mitete, mikoriana: Latsakany ranomasony teo am-pitantarana izany
¶ Tafiditra, tafalentika: Latsaka ao antsaiko ny teninao
¶ Ambany, ambaka: Tsy latsaka noho ny zokiny izy
¶ Ambany noho, kely noho: Tsy latsaka ny ariary zato no nividianako io boky io
¶ Fiteny amin' ny filazana ora raha mihoatra ny antsasany ka amin' izay atao fanalana amin' ny ora manaraka ny fotoana lazaina: Amin' ny sivy latsaka fahatelony izy no handeha [Rajemisa 1985]
English translation   fallen down; fallen in, to fill a certain space; entered to be a scholar in a school, a soldier, etc.; laid, as bricks, stonework, etc.; not enough; fig. dead [Richardson 1885]
   falling down; fallen down; to flow; inferior, insufficient [Hallanger 1973]
French translation   qui coule [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   tombé, versé, mort, né, pondu [Abinal 1888]
   posé, placé, enrôlé, avalé, admis, approuvé, accepté, qui a pénétré [Abinal 1888]
   inférieur [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   qui est descendu, qui n’atteint pas, qui n’arrive pas à, moins [Abinal 1888]
   qui tombe; insuffisant [Hallanger 1974]
Examples  
1Latsaka ny ranomason' i Maman. [Ravelomanana: Lalana, page 169]
2Tsy latsaka ny roanjato kilao ireo! [Andriamalala: Ranomasina, page 46]
3latsaka ao an-tsaiko ny teninao (vos paroles ont pénétré dans mon esprit) [Abinal 1888, page 390]
4tsy latsaka noho ny zokiny izy (il n’est pas inférieur à son aîné) [Abinal 1888, page 390]
5tsy latsaka izy raha hiasa (il est très fort pour le travail) [Abinal 1888, page 390]
6latsaka ambany ny mpianany tamin' ny fanadinana (ses élèves ont été inférieurs à l’examen) [Abinal 1888, page 390]
7tsy latsaka ny ariary folo isam-bolana ny vola azony (il ne gagne pas moins de dix piastres par mois) [Abinal 1888, page 390]
8tongava amin’ ny fito latsaka fahefany (arrivez à sept heures moins un quart) [Abinal 1888, page 390]
Derivations  
Morphology  
latsaka
latsa-
latsaky
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/05/21