Entry vehivavy
Part of speech noun
Malagasy definition Ny olombelona vavy natao hiteraka, izany hoe manana ny toe-batana mifanohitra amin' ny an' ny lehilahy: Tsy misy tsy natera-behivavy. [Rajemisa 1985]
English definition a woman [Hallanger 1973]
French definition femme [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

2017/06/29