|
|
|
|

Entry1  manao
Root  2  tao
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mamorona zavatra vaovao: I Denis Papin no nanao ny masinina mandeha amin' ny herin' ny etona
Mahary, mampisy ny tsy misy: Andriamanitra no nanao izao tontolo izao
Manamboatra, manangana, mandrafitra: Nanao trano any ambanivohitra izahay ~ Manao latabatra
Mikarakara sy mahavita, manatanteraka asa iray: Aoka samy hanao ny adidiny ~ Tsy hanao izany tetika amporisihinao izany aho na homenao vola be aza
Miteny, milaza: Dia hoy Andrianampoinimerina nanao hoe: "Ny ranomasina no valampariako"
Milatsaka, mirotsaka amin' ny raharahairay: Nanao dokotera ny zokiko
Mihevitra: Manao ahy ho badolahy manko ianao
Mikasa, mitetika: Nanao handeha rahariva izy
Mitondra (akanjo, fitafiana na haingo) eny amin' ny tena: Tonga nitady anao teo ilay olona manao solomaso mainty iny
Mametraka: Iza no nanao ny kofafa teto ambony latabatra? [1.1]
Explanations in English  5  to do, to act; to think [1.7]
Explanations in French  6  faire, agir; penser [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  437 combinations of manao
Analogs  12  manao tokoa, manao dia manao, mimaso, tsy mivandy, tsy manamohamo, tsy mihambahamba, mikatroka, somokotra, jenitra, miala nenina, miady fo, miotrikotrika, mimokitra, mamono masoandro
Proverbs  13  Proverbs containing the word manao

Anagrams  14 Amona, 15 manao, 16 manoa, 17 Maona, maona, 18 moana, 19 omana, 20 Onama

Updated on 2025/09/20