Entry vaviantitra (vavy, antitra)
Part of speech noun
Explanations in English [ vavy antitra ] an old woman [Richardson 1885 page 57]
Explanations in French une vieille femme [Abinal 1888 page 820]
Examples 
1Nitsangana ny vaviantitra dia nivoaka. [Profita: Ranary]
2Nolanjaina hanatona ilay ho fasany ity vaviantitra. [Andriamalala: Vohitry]
3Teo aloha koa toa betsaka ny lahiantitra sy ny vaviantitra. [Rainitovo: Antananarivo]
Quotes 

Updated on 2021/10/16