|
|
|
|

Entry 1  tezitra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Explanations in English  4 angry [1.7]
Explanations in French  5 fâché, en colère [1.8]
Examples  6  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472#54]
7  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606#191]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Vocabulary  23  Emotions
Analogs  24  entim-po, 25  gaigy, 26  hendratra, 27  hendratra dia hendratra, 28  henjan-kozatra, 29  letra, 30  liandra, 31  lomodomotra, 32  lotika, 33  madiky, 34  maimbo ra, 35  malonilony, 36  manangam-bovona, 37  manao farateny, 38  mandongilongy, 39  mandrivana, 40  mandroatra, 41  mena, 42  miafokafoka, 43  miafonafona, 44  miala vonkina, 45  miefonefona, 46  miempo fo, 47  mifongofongo, 48  mifotroaka, 49  mihidy vazana, 50  mihifika, 51  mikafankafana, 52  mikafara, 53  mikintona, 54  mikitakita, 55  mikitoka, 56  milondolondo, 57  mimonjomonjo, 58  mimonjotra, 59  mionjononjona, 60  miotinotina, 61  mirintona, 62  misafoaka, 63  misafotofoto vorim-bava, 64  misamboaravoara, 65  misamontotra, 66  misarongatra, 67  misondro-dra, 68  mitafoaka, 69  mitrafana, 70  mitrifana, 71  mitroatra, 72  mivandravandra, 73  mivindavinda, 74  mivindina, 75  miviniviny, 76  mivoaramena, 77  monjotra, 78  montotra, 79  romotra, 80  sendaotra, 81  somalondo, 82  Sosotra, 83  tafintohina, 84  tera-mena, 85  tohina, 86  tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, 87  vinitra
Combinations  88  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tezitra
Proverbs  89  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/22