| Entry | 1 fanambadiana |
| Root | 2 vady |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 vady: Manaña fanambadiana hanañan'anaky fa ñ'ajaja no anañan'ila ko (n'ila no mandofo maty (manana vady hananan-janaka fa ny zaza no ananana olon-kanampy amin'izay mahatery)
[Tanala]
[1.78] 5 Fikambanan' ny lehilahy sy vehivavy mifanaiky hiara-kanorina tokantrano araka ny lalàna sy ny fomban-tany mba hahazo taranaka. 6 (Amin' ny Malagasy, ny fanambadiana dia misy dingana efatra: ny fisehoana na fiantranoana, ny fangatahana, ny fanateram-bodiondry ary ny fampakarana) [1.1] |
| Explanations in English |
7 marriage, the married state
[1.7] |
| Explanations in French |
8 mariage
[1.3#797, 1.8] 9 l'action d'épouser, le motif [1.3#797] 10 la vie de ménage [1.8] |
| Examples |
11 Tonga ny zoma hanaovana ny fanambadiana.
[2.606]
12 Fa ny anareo sy Sahondra no fanambadiana marina? [2.529] 13 Toa moramora aminao ery izany handrava fanambadiana, ry Mavo. [2.643] |
| Morphology |
|
| All compound words | 16 8 combinations of this word |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Article | 18 Randzavola: fanambadiana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/09 |
|