|
|
|
|

Entry1  trano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
4 Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
5 Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1]
Explanations in English  6 a house; a box or frame or housing for something [1.7]
Explanations in French  7 maison
8 étui, cadre [1.3, 1.8]
9 palais, habitation, tanière, nid, cocon
10 fourreau, casiers, boîte [1.3]
11 caisse [1.8]
[traño] 12 maison [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  13  Efa akaiky ny trano; [2.499]
14  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
15  Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphology 
16  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Analogs  26  akany, 27  akora, 28  ambotry, 29  bongo, 30  lavaka, 31  toho, 32  tohotra, 33  votry, 34  zohy
All compound words  35  127 combinations of this word
Proverbs  36  Proverbs containing that word
Article  37 Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly

Anagrams  38 notra, 39 ranto, 40 trano, 41 trona

Updated on 2025/11/13