|
|
|
|

Entry 1  firariana
Root  2 rary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Ny fandrandranana fampihavanana, famitranana (fihavanana) [1.1]
5 Faniriana ombam-pangatahana amin' ny alalan' ny vavaka [1.1]
Examples  6  Maro ireo teny firariana ny fiainan' ny olona tsy ho lavorary. [1.519#]
Combinations  7  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  8  Proverbs containing that word

Anagrams  9 fiarirana, firariana

Updated on 2026/03/07