Entry (1/2) | 1 ranomaso |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 rano, maso |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsiranorano mivoaka avy ao anaty maso noho ny fihetseham-po be loatra, na fanaintainana ara-batana na ara-panahy |
Explanations in English |
5 [1.2] Tears. [Mal. Ayer mata.] 6 [1.7] tears |
Explanations in French |
7 [1.8] larmes 8 [1.405] larme [Sakalava-Mayotte] |
Examples |
9 [2.324] Mbola nisy ranomaso teny amin'ny tarehiny.
|
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 13 23 words containing ranomaso |
Vocabulary | 14 Biology |
Analogs | 15 tomany, tany |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word ranomaso |
Entry (2/2) | 17 ranomaso |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.78] vola fampiononana amin'ny fahoriana [Taisaka]
20 [1.78] famangiana am-pahoriana (vola, lamba, ets.): manatitra ranomaso [Sihanaka] |
Anagrams | 21 manorosa, 22 manosora, 23 ranomaso |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |