Entry sinibe (siny, be)
Part of speech noun
Malagasy definition Siny makadiry atao fitahirizan-drano ao an-trano [Rajemisa 1985]
French definition citerne [SLP 1986]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Sinibe no fenoina katsaka efa novoasana ary tanehina eo izany mandra-pahamasany. [Andraina: Mitaraina, page 21]
2sinibe tsy mahatan-drano
izany va no asany?
[Fox: Hainteny, number 75]
Quotes 

2013/06/12