Entry mpandova (lova)
Part of speech noun
Malagasy definition Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalàna ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe [Rajemisa 1985]
English definition an heir [Hallanger 1973]
French definition héritier [Hallanger 1974]
Quotes 

2011/10/28