Entry foana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy misy na inona na inona ao anatin' ny, babangoana: Tanàna foana
¶ Tsy misy vidiny; tsy misy lanjany; maivana; tslnontsinona: Hevi-poana izany
¶ Heverina ho toy ny tsy misy antony, tsy azo ekena, tsy manana ny maha-ara-dalàna azy: Foana ny fangatahanao / Foana ny fanambadiany satria noterena razazavavy
¶ Very daholo, levona: Foana ny haren-dRakoto
Mitovy hevitra: Jifa ~ fongana ~ lany ~ majifa ~ tapitra
¶ Tsy tanteraka: Foana ny fikosako noho io loza tsy nampoizina io
¶ Tsy misy vokany: Manasatena foana ianao manao an' io fa tsy raharahain' ny ankizy akory
¶ Tsy an-kijanona: Miasa foana izy na marary aza [Rajemisa 1985]
English definition empty, void [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 vain [Richardson 1885]
French definition vide [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 vacant, vain, frivole, insignifiant, inutile, nul, épuisé, perdu [Abinal 1888]
Derivations 
Morphology 
foana
-poana
Compound words, titles, names 
Examples 
1Mihomehimehy foana ialahy! [FOFAFIPE: Rosovola, page 60]
2Miherikerika foana teo izy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 30]
3Aza atao fotsy volo mitazam-poana. [Dahle: Angano, page 241]
Quotes 

Entry foana
Part of speech adverb [full list]
English definition freely, foolishly, uselessly [Richardson 1885]

2017/04/06