|
|
|
|

Entry1  herim-po
Elementary words  2 hery, 3 fo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany [1.1]
Explanations in English  6 courage, willingness to exert oneself [1.7]
Explanations in French  7 courage, vigueur [1.8]
Vocabulary  8  Emotions
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02