|
|
|
|

Entry1  farihy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona) [1.1]
Explanations in English  4 a pool, a pond, a lake. Larger than kamory [1.2]
Explanations in French  5 lac [1.3, 1.13]
6 étang [1.3]
Examples  7  Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
8  nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa; [2.48]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Analogs  10  dobo, 11  kamory
All compound words  12  10 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 farihy, 15 fihary, 16 fihira

Updated on 2025/11/09