| Entry (1/2) | 1 setroka | 
| Part of speech | 2 noun | 
| Explanations in Malagasy | 3   Fifangaroana gazy sy enton-drano avy amin' ny zavatra mirehitra ka miseho amin' ny endrika fotsifotsy midonaka: Vohay ny varavarankely fa manempotra izany setroka izany [1.1] | 
| Explanations in English | 4   smoke [1.7] | 
| Explanations in French | 5   fumée [1.3, 1.8] | 
| Examples | 6   setroka manify no nisononoka niakatra ao amin' ny tapa-porohana.
[2.470] | 
| Morphology | 
 | 
| Derivatives | 
 | 
| All compound words | 21 6 combinations of this word | 
| Proverbs | 22 Proverbs containing that word | 
| Entry (2/2) | 23 setroka | 
| Part of speech | 24 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 25   Voan' ny setroka: Setroky ny kitay aho fa vonoy izao afo izao [1.1] | 
| Explanations in French | 26   aveuglé par la fumée, incommodé par la fumée [1.3] | 
| Examples | 27   Tsy mety raha setroky ny kitay naroson' ny hafa
[2.558] | 
| Morphology | 
 | 
| Anagrams | 30 koretsa, 31 retsoka, 32 rotsake, 33 setroka, 34 tseroka | 
| Updated on 2025/10/08 |   |