|
|
|
|

Entry (1/6)1 rano
Part of speech  2 noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana [1.1]
Explanations in English  4 water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.] [1.2]
5 water; liquid [1.7]
Explanations in French  6 eau [1.8, 1.196]
7 liquide [1.8]
8 eau [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Examples  9 Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324#]
10 Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69#286]
11 Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
12 Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442#95]
13 ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
14 Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471]
15 Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470]
16 rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472]
Morphology 
17 Simple :
18 Prefixed :
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
All compound words  21471 combinations of this word
Proverbs  22 Proverbs containing that word
Article  23Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly

Entry (2/6)24 rano
Part of speech  25 noun
Explanations in French  26 la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier. [1.196]
Vocabulary  27 Botany: (in general)
All compound words  28ranon' akondro

Entry (3/6)29 rano
Part of speech  30 noun
Explanations in English  31 a child that dies under two years of age [1.2]

Entry (4/6)32 rano
Part of speech  33 noun
Explanations in English  34 a disease supposed to arise from water [1.2]
Vocabulary  35 Health

Entry (5/6)36 rano
Part of speech  37 adjective
Explanations in English  38 soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration [1.2]

Entry (6/6)39 raño
Part of speech  40 noun
Explanations in Malagasy  41 sakaiza [Taisaka] [1.78]

Anagrams  42 raño, rano, 43 roña, rona

Updated on 2025/11/03