Entry mirotsaka (rotsaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milatsaka (orana): Mijan├▓na fa efa mirotsaka ny orana
¶ Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy [Rajemisa 1985]
English translation to fall; to join up, to offer one's services [Hallanger 1973]
French translation tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre [Hallanger 1974]
Morphology 
mirotsaka
nirotsaka
hirotsaka
mirotsaha
Examples Mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany. [Andraina: Mitaraina, page 53]
Quotes 

Updated on 2020/07/31