Entry mivalana (valana)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mangery, miavela
¶ Marary kibo ka mangery matetika [Rajemisa 1985]
 marary kibo mipiriritra [SLP 1986]
French definition avoir la diarrhée [SLP 1986]
Vocabulary 
Morphology 
mivalana
nivalana
hivalana
mivalàna
Compound words, titles, names 
Examples 
1Lasa nivalana izy [Rajemisa 1985]
2Mararin' ny inona ity zanakao ity, Ramatoa? -- Mivalana izy io, Dokotera [Rajemisa 1985]
Quotes 

Entry mivalana (valana)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ mivalaña ] [Tanala] manara-drian-drano (mifanohitra amin'ny miorike) [Rakotosaona 1972]
 Midina manaraka ny iva; mandeha midina: Mivalana mianatsimo ny renirano rehefa tonga eto [Rajemisa 1985]
French definition descendre en aval [SLP 1986]
Morphology 
mivalana
nivalana
hivalana
mivalàna
Antonyms 
Compound words, titles, names 

Entry mivalàna (valana)
Part of speech imperative of active verb mivalana [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2014/08/13