|
|
|
|

Entry (1/2)1  maitso mavana
Elementary words  2 maitso, 3 mavana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ny ahitra milenodenoka, na ny lokon-javatra mitovy amin' izany: Maitso mavana izany lohasaha izany ka maha-te hipetrapetraka. [1.1]
Explanations in French  6 vert brillant tirant sur le jaune. [1.3#420]
Examples  7  maitso mavana noho ny fitsirin' ny ahitra ny vohitra. [2.470]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Entry (2/2)105  maitsomavana
Elementary words  106 maitso, 107 mavana
Part of speech  108  noun
Explanations in French  109 nom d'une perle. [1.3#420]
Hyperonym 
Co-hyponyms 

Anagrams  221 maitso mavana, maitsomavana

Updated on 2025/11/10